Couplet 1 :
Isanandro aho mijoro Tsara,
Ary Mitsiky foana na mafana na orana be,
Detoa no amidiko ato Zay tsy mety lany,
Bola manao Giravagy ihany koa, izay tsy mety lany novôte e !
Pré-Refrain :
Raha mila cash point ianao aza misalasala,
Vola azo haingana, tsy misy kabary lava,
Téléfony lany sariga? Ento aty amiko,
Battery lany sariga, miverina velona indray io !
Refrain :
Ao @ Loïcky no ahitana rehetra,
Tsara kalitao sady mora be ny vidiny,
Tohiny karita memoara !
Raha mila serivisy tsara sy marina,
Tongava aty fa afa-po ianao ry namana!
Couplet 2 :
Hoanareo kilia tonga maro,
Satria ny asa ataoko tena matotra,
Madio sy mazava tsara,
Ary ny battery feno, tsy mampitaraina anao!
Pont :
Raha reraka ny andro, mbola mitsiky aho,
Satria asa fivelomana tiako tokoa,
Mivarotra am-pitiavana sy fahatokiana,
Izay no mahatonga mpanjifa miverimberina!
Refrain (x2)
Ao @ Loïcky no ahitana rehetra…izany..,