Masina , Masina ,Masina ny Tompo Andriamanitra
Ilay be voninahitra ilay talo sy Ankehitriny ary ho avy
Ianao Tompo sy Andriamanitra no mendrika handray ny voninahitra sy haja ary ny hery sy fahefana nahary ny zavatra rehetra ary ny sitraponao no mampisy sy nahary azy
Masina masina masina ny Tompo Andriamanotra
Tsito ilaybbe voninahitra talo sy ankehitriny ary ho avy
Hoderaina anaie ilay mipetraka ambony fiandianana avo sy manerinerina mitafy voninahitra
Mamirapiratra tsy hay banjinina Aleloia