[Intro] tanombarotra be safidy
[Verse] Manolo ecran Android, sy telefaonina touche, ka Mitongava maro, fa aza misalasala
[Intro] tanombarotra be safidy
[Chorus] Mitongava, aza misalasala raha hanolo
Ecran Android vaovao, sy ecran ny telefaonina touche
[Intro] tanombarotra be safidy
[Outro] Aza misalasala, Mitongava maro, fa lasa miverina vaovao indray ny téléphone
[Intro] tanombarotra be safidy
[intro] Mitongava maro fa misy olona mandray anao ao, ao samoela, ao ravalo eto amin'ny Bazar be Morondava
[Intro] tanombarotra be safidy
[outro] maro zavatra hitanao ao, manamboatra masiny, manamboatra solomaso, manamboatra telefaonina simba ary manolo battery ny telefaonina.
[Intro] tanombarotra be safidy
[chorus] Koa raha misy zavatra tianao amboarina dia Mitongava fa aza misalasala
[Intro] tanombarotra be safidy
[Intro] tanombarotra be safidy
[Intro] tanombarotra be safidy