[Intro]
[Verse 1]
Nagnino anô tsy nipody e
Izaho aty dia nandigne
Manigne mahatsiaro miambigna nao oh
[Chorus]
Ino lôtra ny ratsy nataoko anô igny eee
Nagnino oo, izaho nilaozanao oh!
Ino lôtra ny ratsy nataoko anô igny eee
Nagnino oo, izaho nilaozanao oh!
[Interlude]
Ooh, ooh
Mbola miantso anao fo
Verse 2
Nefa karaha mbôla tsisy e!
Ny Raha ratsy nataoko anô
Tsy haiko oo,marô mbô hazavao oh!
[Chorus]
Ino lôtra ny ratsy nataoko anô igny eee
Nagnino oo, izaho nilaozanao oh!
Ino lôtra ny ratsy nataoko anô igny eee
Nagnino oo, izaho nilaozanao oh
[Outro]