Manina any antanàna izaho ry zalahy
Mahatsiaro ny fahiny tamin'ny faha zaza
Niaina teo anivony fianakavina
Miaraka milalao amin'ireo bandy akama
Manina any antanàna izaho ry zalahy
Mahatsiaro ny fahiny tamin'ny faha zaza
Niaina teo anivony fianakavina
Miaraka milalao amin'ireo bandy akama
Hava-tiana ry zalahy tsy hiaraha monina
Ny mikarama antaninolona feno fampihonana
Fomba ny lehilahy ny mikarama
Fa ny fianakavina tsy azo adinona
Hava-tiana ry zalahy tsy hiaraha monina
Ny mikarama antaninolona feno fampihononana
Fomba ny lehilahy ny mikarama
Fa ny fianakavina tsy azo adinona
Injao ny lasa ry zalahy mitamberina ato antsana
Lehibe izao ny tena izay no nandrandraina
Efa miasa ihany koa izay no nantenaina
Velon-tena ity ry havako raha mampandeha
A BERENTY tanàna nahabe
Tsy hadino koa ANKAZOABO sy TOLIARA
Injao ny lasa ry zalahy mitamberina ato antsana
Lehibe izao ny tena izay no nandrandraina
Efa miasa ihany koa izay no nantenaina
Velon-tena ity ry havako raha mampandeha