[Intro]
Masina, Masina, Masina
Tompo Andriamanitra
[Verse 1]
Ilay be voninahitra, ilay talo sy Ankehitriny,
ary ho avy, Tompo sy Andriamanitra no mendrika.
Handray voninahitra, haja, sy ny hery,
fahefana nahary ny zavatra rehetra, sitraponao no mampisy.
[Chorus]
Masina ianao, Masina ianao, Masina ny Tompo,
Andriamanitra lehibe, ilay mitoetra tsy mivadika.
Voninahitra sy haja, hery ary fahefana,
Amin’ny sitraponao no mipoitra ny zava-drehetra.
[Verse 2]
Masina, masina, masina ny Tompo,
Andriamanotra, tsito ilay bébe voninahitra.
Talo sy ankehitriny ary ho avy, rehetra mihodina,
Hoderaina anaie ilay mipetraka ambony fiandrianana.
[Chorus]
Masina ianao, Masina ianao, Masina ny Tompo,
Andriamanitra lehibe, ilay mitoetra tsy mivadika.
Voninahitra sy haja, hery ary fahefana,
Amin’ny sitraponao no mipoitra ny zava-drehetra.
[Bridge]
Mamirapiratra tsy hay banjinina, Aleloia,
Nohodidin’ny voninahitrao ny tontolo,
Mankalaza Anao amin’ny fahendrena sy fanajana.
[Chorus]
Masina ianao, Masina ianao, Masina ny Tompo,
Andriamanitra lehibe, ilay mitoetra tsy mivadika.
Voninahitra sy haja, hery ary fahefana,
Amin’ny sitraponao no mipoitra ny zava-drehetra.
[Outro]
Masina, Masina, Masina, Aleloia.