Rah tikou ou fantatra ny tenakou
Ny fijerinao no jerekou
Fa hitakou ao anatiny ao
Ny hatsarakou fahalemekou
Rah tikou ou toudissou ny diakou
Ny lalanao nou arahikou
Maro ireo sampanana fa
Ny misy anao nou alehan'ny saikou
Satriiiiiiii
Ianao tiiikou
Fifaliiikou
Itoukikou
Satriiiiiii
Ianao tiiikou
Faniriiikou
Tsy ariko
Mataotra ah ny andratra anao
Ka tsy say ah na iteny
Fa tsy mendrika anao ne aaah
Na fitafy io na fijery
F'ilay feonao malefaka
Mampatouky ay mampitouny
Fa efa noumenao ay ny fonao
Ka tsy avelako intsony.
Satriiiiiiii
Ianao tiiikou
Fifaliiikou
Itoukikou
Satriiiiiii
Ianao tiiikou
Faniriiikou
Tsy ariko
Satriiiiiiii
Ianao tiiikou
Fifaliiikou
Itoukikou
Satriiiiiii
Ianao tiiikou
Faniriiikou
Tsy ariko