[Intro]
Arahaba haja toky, teny miangavy aho
[Verse 1]
Hainao Zaho fa ts afa miala a, mbola tsy mety ny foko
Voafatotry nao foko, mitroka ny tsikinao isan'andro
Tsy matoka mandeha raiky koa fa Jamba a, ao an-tsaiko ihany
Fa Andro raiky tiako ho tsapany, ny nofy mivrina ao am-bava
Mbo malemy Zaho enan, fa mipoaky indraiky avao io de ts zakany eh
[Chorus]
Mamaivay mangirifiry yee, mbola ao an-koho ny foko
Fa ts haiko hajano, hoy ianao mandrakizay
Voageja Zaho ty azonao ouh, ny fitiavako ao an-dahatra
Ndra hadalanao fa impiry io eh, fa ny foko no mangina rehefa manontany
Aza atao ho fanagesanay, fa tiako ho fantatra ny tena ao am-pony na eo aza ny tsikombakomba
[Verse 2]
N'y tena loza de hanaly hazatry ahy fomba nao ouh, saingy mitohy ny tolona
Ouhhhhh, tsy tianao Zaho fa tianao ho fanananao, tianao ho gadray ataonao ze tianao atao
Tsy naha lelahy ty ndra niezaky aza ts afakyy aho, ny foko kosa milatsaka am-bava
Foko malemy mamindra fo, raha mandoa saina ianao dia hahatsapa ny fitiavako
[Chorus]
Hainao Zaho fa ts afa miala a, na dia mafy aza ny fihetseham-po
Hainao fa voafatotry nao foko, manenika ny fiainako isan’andro
Tsy matoka mandeha raiky koa fa Jamba a, kanefa ny fonao mbola hitatrao tsotra
Fa Andro raiky tiako ho tsapany, ny ranomasoko mihodidina ny anao
Mbo malemy Zaho enan, fa mipoaky indraiky avao io de ts zakany eh
[Bridge]
Ranomasoko nlatsaky, mba nasianao vidiny
Ao fa endrasako, raha hiova ianao mandray ahy
Laha mbo hiova IHA Zaho mandray, ho anjarantsika ny ho avy
Gnaiko ro hanaly hanefa, ny diso tia tena mety ho nanidina
Fa vasa ts tadidiny (hitany), hitako ny fiainana raha mba tsia
Diso tia tena loatra IHA neny Tson hanimba ahy, nefa mbola tia anao ahy
Ayeeeh
[Outro]
Ny foko milomoroka, mbola mametra-panontaniana
Fa raha mbola hiverina ianao, mba ho anjarantsika ny ho avy
Ahoana izany? Momba anao foana ny feoko, izay anatranontsika