[Intro]
Yoh J
( 1er couplet )
Vadiko ooo
Mahasolo anao Mbola tsy hita @ Donia um
Na antsika mifamaly
Ainao mampantsiro fitia
Mamiko o
Avy miady antsika mifampy tadia um
Câlin , bisous , Pam Pam , ummmm
(Pré- refrain) (chorale) :
Ainao raha tiako ( doudou )
Ninao kwa MBA aiko ( chérie )
Matoa mimalo ( ulmm )
Misy raha manque ( aiko )
Ma familly ( family)
Anao io ma Friend ( m'y Friend )
Akoatranao ( tsy mila )
Non non non ( non non )
(Refrain )( chat avec chorale) :
Vadiagna ntsika roe Ty
Kr fa Tom et Jerry
Tsy foeko tsy ariako anao laifaka bé Ty eh
Anao laifaka bé Ty eh
(Amour) amour toxique
Kr fa Tom et Jerry
Tsy foeko tsy ariako anao laifaka bé Ty eh
Anao laifaka bé Ty eh
(2 ème couple ) :
Hitako
Misy fotoagna anao mitadia
Taritanao malo baika zah rombotro eo mangigny Jay !
Eo magnano mitomagny
Nefa Mila câlin
Ndraiky bonbons mamy !
( Anao Mila ) bonbons mamy
( Pré- refrain ) ( Chorale):
Ainao raha tiako ( doudou )
Ninao kwa MBA aiko ( chérie )
Matoa mimalo ( ulmm )
Misy raha manque ( aiko )
Ma familly ( family)
Anao io ma Friend ( m'y Friend )
Akoatranao ( tsy mila )
Non non non ( non non )
(Refrain) ( Chat avec chorale):
Vadiagna ntsika roe Ty
Kr fa Tom et Jerry
Tsy foeko tsy ariako anao laifaka bé Ty eh
Anao laifaka bé Ty eh
(Amour) amour toxique
Kr fa Tom et Jerry
Tsy foeko tsy ariako anao laifaka bé Ty eh
Anao laifaka bé Ty eh