Ye ye eee
Coucou bebe , tena tiko anie enw io ee , na somary mila vaniny amko aza dia zah miaritra fona na matetika aza tsy zakako le izy . Hanta tiko ooh . Tena tiko , ndraindray tsika miady de zah ilay tsy mahay manambitamby ,
Tsy foko anie enw e . Zah mba mamolaka fotsiny fa tsy we tsy tia . Zay de bisous vadiko