(pub) Yeh ... Ra-Jude
[intro]
"Ny nirin'ny fony dia nomenao azy,
Ary ny nangatahan'ny molony dia tsy nolavinao."
[couplet 1]
Toy ny masoandro mipossaka mamiratra maraina.
Ny fonareo roa mitambatra tsy Zaraina.
Lahatra sy Fitiavana voasoratra any andanitra.
Fitia tsy kilalao fa fanekena Masina.
[refrain]
Lahatra sy Fitiavana mirarisoa tsy misy fetra.
Ho lamban'akoho ka aina no fetra.
Miterà fitoula sy Fitouvavy
Ho tokatrano sambatra ianareo mivady.
Lahatra sy Fitiavana, mivady vao2.
Ny Tompo anie hitantana ny dianareo.
Miterà fitoula sy Fitouvavy.
Ho tokatrano sambatra ianareo mivady.
[Couplet 2]
Fitiavana mari-po sy mora fanahy.
Tsy mitady ny azy fa mizara hafaliana hatrany.
Izany no lakilen'ny fahombiazana,
Ho an' I Lahatra sy Fitiavana.
[refrain]
Lahatra sy Fitiavana mirarisoa tsy misy fetra.
Ho lamban'akoho ka aina no fetra.
Miterà fitoula sy Fitouvavy.
Ho tokatrano sambatra ianareo mivady.
Lahatra sy Fitiavana, mivady vao2.
Ny Tompo anie hitantana ny dianareo.
Miterà fitoula sy Fitouvavy.
Ho tokatrano sambatra ianareo mivady.
[Pont]
Raha mahantra aza ny Anjo sasany,
Miaraka foana fa tsy mifandao.
Raha manankarena koa ny fotoana,
Aza adino Ilay vouady natao.
[refrain]
Lahatra sy Fitiavana mirarisoa tsy misy fetra.
Ho lamban'akoho ka aina no fetra.
Miterà fitoula sy Fitouvavy
Ho tokatrano sambatra ianareo mivady.
Lahatra sy Fitiavana, mivady vao2.
Ny Tompo anie hitantana ny dianareo.
Miterà fitoula sy Fitouvavy
Ho tokatrano sambatra ianareo mivady.
[Couplet 3]
Anio ny peratra no vavolombelona,
Fa ny fo sy ny fanahy no iray penina.
Raha tonga ny tadio-jivotra, aza kivy na matahotra.
Fa ny fitia mafy orina no tsy misy mahasaraka.
[refrain]
Lahatra sy Fitiavana mirarisoa tsy misy fetra.
Ho lamban'akoho ka aina no fetra.
Miterà fitoula sy Fitouvavy.
Ho tokatrano sambatra ianareo mivady.
Lahatra sy Fitiavana, mivady vao2.
Ny Tompo anie hitantana ny dianareo.
Miterà fitoula sy Fitouvavy.
Ho tokatrano sambatra ianareo mivady.
Yeh ... Ra-Jude