[Intro]
Oh yeah oh yeah
[Verse 1]
Betsaka ny mpivahiny fa izy ihany no tiko
Tafalatsaka aminazy fa aza omena tsiny
Eo akaikineo ihany ne zah vo mba tamana
Vomay omeko lagy zay jaloux
Raha mifanena aminay roa reo dia mangina
Eto @ vie ako
Hivavahako nentsika hatramin'ny farany
Raha ny love omeko anazy aloha tsy ferana eee
Eo akaikineo aho mahazo fihany
Efa hitako ny lalana
Amin'ny hoavy tsika roa f'aza manahy enao
Tambitambinao my love azahoko fihany
(Zah lasa adala aminao)
[Verse 2]
Raha hoe tara enao dia ateriko
Mirava dia alaiko
Hividianako Gucci de LOUBOUTIN de kitro NIKE
Tsisy fake izay vidiko ho anao anie fa authentique.
Amzay kobon'ny gang anie fa za deba ny tess!!
Raha hoe tara enao dia ateriko,
Mirava dia alaiko
Malemilemy aho vao tsy eo anilanao.
Fa dia ny tanako ara tazomy fa zah efa anao irery ry kiala..
[Chorus]
Tazomy, Tazomy, Tazomy, tazomy, Tazomy
(Oooooooooou)
Tazomy aho fa gang
Tsy maintsy ho tafa anie ny fiainantsika sy enao.
Hi fight fona ah, amin'ny fiainantsika sy enao
Hi fight fight fona aho,
[Bridge]
Raha mifanena aminao aho dia tsy hanampatra ny Tia
Ny fiaviana ka minia miaritra, ho anao ihany
[Verse 3]
Hiakarana ny foko ho an'ity lalana itony
Miandry ny hoavy aho, tsy handao anao
Tazomy ny tenako, tsy tambesina na inona na inona
Ny fitiavana no toerana, ny fiainana no fanamarinana
[Outro]
Tazomy, Tazomy, Tazomy, tazomy, Tazomy
Tazomy aho fa gang
Ny fiainantsika dia tantaratsika miaraka
Raha tara ianao, dia hitohy isika, hatramin'ny farany