[verse 1]
Izahay koraly fahazavana fiangonana
Assemblée de Dieu Ambahikily miarahaba
Anareo manday ny anaran'i jesosy
Iraky jesosy izahay fahazavana mitory ankira
Hazavana tsy azo sakanana ho azonao ao
[Refrain 1]
Ireto izahay hihira sy hanambara
Jesosy kapiteny sy mpitaridalana
Tsy hangozohozo na rivotsa miforona
Izy no fanevanay
[Verse 2]
Miposaka ny masoanjjo maraina be
Injo ny fahazavana efa mitaratsa
Ka mitsangana mibebaha andao hivavaka
Fa mianjy anao i jesosy
[refrain 2]
Soa ny mazava fa misy mpitarika izahay
Ambara anao fa i ezeny no pasiteranay
Ambahikily no misy anay olona malemy fanahy
Tsy hadino koa Véronique neninay misaotsa jesosy fa nomenao ny tsara izahay Ambahikily