Manontany tena aho hoe aiza ianao oo
Satria izaho tena tia anao oo
Ilay fitiavako anao io tsy ho lany mamy, fa mitohy foana hatrany amparany any, ka miangavy ny fitiavanao akia fa tena malahelo mafy ny aty ,alahelo tsy zakako oo ka mijaly aho tsy mahita anao ry tiako
Any aminao foana ny heritreritso
Tena lasa anao anie ny foko
Ka indro mibanjina anao ry lanitsa
Mba ho ento any amin'azy ny fanirako
Ilay anaranay tsy afaka ambavako
Manembona anao anie izaho ry tiako