Da lasa dado anao saramba
Fa gne adala ka anignesana
Fa raha igny mbola haverinao
Dia ho lasa hangina ianao
Tsy vendrana tsy adala ny gao
Fa raha aminah manokane
Aleo zaho andea tokona eh
Tsy tinao zaho mato nampirafesy,
Ho hitatsika ny vokany eh
Tsy mangina tanà nialanao
Tsy mangina ah
Tsy nanegny iaho niala anao
Tsy nanegny eh
Tsy misy (tagny tagny Asana)
Tsy misy (miasa saina koa)
Fa anao niala igny da voa(voa aahh)
Felanao nampifaly
Fisianao igny nampitagny iih
Isaorak gne zagnahary
Nampahalala anah gne tsy lalako tagny ih
Oh anao ajapela
Midera antsaragna anao ho tavela
Marao mahita io manjery
Mila mientsika tsy ho tara l'heure ah
Anao igny ho latsaka akady eh
Fa mila tonga saina malaky eh
Izay mahila anao tsy mandaha
Mazoto mandrombaka gne ry zalà
Adala no mety adalana
Tsy mangina iaho niala anao
Tsy mangina ah
Tsy nanegny iaho niala anao
Tsy nanegny eh
Tsy misy ( tagny tagny asana)
Tsy misy (miasa saiana koa)
Fa anao niala igny da voa (voa ah)