[Intro]
Marary mijaly nefa ty tamin'ny fo ❤️ mino ah fa Mbola iova enao Ilay malala nao vonona n'y ity anao
[Verse 1]
Zao za mitady ho le nefa n'y fitiavako Mbola eo ôô
Indray3 ah matsiro ireo lasa zay efa vofafa nao 😏 tsy tsapanao fa za ni ti anao na eso na latra n'y opa sy ni ratra nefiko ireny za tsy ni teny malala ratra lalaina n'y foko ao efa nosimbainw an an an ôôô é🥹
[Pre-Cho
Mandinika n'y tenako aah de malala fa firy tsy mety Iorina n'y antsika ro fa nanatena ah fa olamba nako ô ô ô ô ô ô œ é é é é n'y fadambarako talo de lasa ratsa avokoa neniko n'y lasa fetra ô ô ô ô marary n'y foko Ary tsy ho vofafa
[Verse 2]
Mety isampana n'y lalantsika enao eo za any ampita an an an an niezaka aho tsy ankaala anao nefa Léo ady mifamaofao ah eh eh eh en en
[Pre-Chorus]
Marary n'y fo nefa atao aona mo nanenina ah nalala anao fetra oh oh oh mijaly ah marary ko te amerina ireo talo Ilay sangisagy nao reo teny mamy nao
[Chouse]
Ory ah malaelo ko matsiaro ireo talo niaova enao ankeitriny tsy to Ilay fainy
[Outro]
Fa maninona no enao no lasa tiko sy fifaliko nefa enao Ilay mapijaly makarary ah an an an ana