Rehefa iny aho hirery ,mihidy anaty ny efitra mangina
Ny saina tsy avela hiery fa alefa lavitra be mamisavisa
Fa ts hainao ze anio ,tsy hainao ze ampitso
Efa voalahatra izy io ary efa vita mahitsy
Ka dien'zao de homany ary
Ny ho avy banjinina
Aza mijery ze ho maly any
Reny efa mila adinohina
Manova fiainam-baovao,jesoa no harao
Ny lasa rehetra fafao ,manatona azy enao
Fa tsy hainao ze anio ,tsy hainao ze ampitso
Efa voalahatra izy io ary efa vita mahitsy
De mivava mafy tsy ho azon'ilay fankampanahy,k'ilay Ray ao ambony no antsoy mba hanampy
Rehefa sendra ny lay zavatra tsy hay...
Fa izy tsy amela hirery ,tsy handao anao zany,rah sendra lavo omeny Hery,...eny omeny anao zany
Fa tsy hainao ze anio tsy hainao ze ampitso
Efa voalahatra izy io ary efa vita mahitsy
Izy no lalana,izy ko no fahamarinana
Rah te hitady fiadanana ,izy lay varavarana hidirana.
Fa hotahiany mivoaka , hotahiany rah hiditra..Anjaranao no mandinika
Anjaranao misafidy ...satria