[Verse 1]
Iza no tsy hanaiky anao
Tsy misy asahy, tsy misy ahavita
Iza no handà anao Ray
Tsy misy ahasahy, tsy misy ahavita
Ôôô, ôôô aminao ny fandresena, am-pelan-tananao ny hery
Ôôô, ôôô aminao ny fandresena
Am-pelan-tananao ny hery
[Chorus]
Iza no tsy hanaiky anao
Tsy misy asahy, tsy misy ahavita
Iza no handà anao Ray
Tsy misy ahasahy, tsy misy ahavita
[Verse 2]
Aminao ny finoako jeso ôôô
Ny fanantenako ao aminao
[Chorus]
Mpanavotra ahy, mpanafaka ahy ianao
Ny fandreseko ao aminao
Tena mahery aho
Tsy mba manahy
[Bridge]
Mpanavotra ahy, mpanafaka ahy ianao
Ny fandreseko ao aminao
Tena mahery aho
Tsy mba manahy
[Chorus]
Aminao ny fandresena, aminao ny fandresena am-pelan-tananao ny hery

[Outro]
Aminao ny fandresena, aminao ny fandresena am-pelan-tananao ny hery