Misaotsa anao aho anjiamanitsa ô
Fa lehibe ny fitiavanao ahy
Tsy toy izao ny fiainako tompo ô
Raha tsy ny faminjaponao
[refrain]
Misaotsa anao aho tompo ô
Ny amin'ny fahasoavana nomenao ahy
Misaotsa anao aho jesosy ô
Fa tsy irery aho fa teo ianao
[verse 2]
Hanompo anao hatsany aho tompo ô
Izany no voadiko aminao
Fa ny fitiavanao ahy tompo ô
Dia tsy hovoavaliko manjakizay
Véronique lilia!