[Intro]
[Verse 1]
Aza omenao tsiny izaho e!
Fa tsy amoroko any angahy e!
Ny hisaraka no tsy diniko arô a Kris e!
Nohon’ny tenin’i Papanao ihany
No nahatonga antsika tsy hitambatra
Hatr@’izay anie dia tsy tantiko arô ry kris e!
[Chorus]
Kris a tonio my angay ny fo
Aza ataonao tafahoatra loatra
Eny tsapanao my angay a kris e!
Fa mafy ahy ny hisaraka aminao
[Verse 2]
Nohon’ny tenin’ny mamanao ihany
no nahatonga antsika hisaraka a!
Hatr@ ’izay anie, dia tsy tantiko arô a kris e!
Avy @ tenin’ny Papanao ihany
No nahatonga antsika tsy hitambatra a!
Hatr@’izay anie dia tsy tantiko arô ry kris e!
[Chorus]
Kris a tonio my angay ny fo
Aza ataonao tafahoatra loatra
Eny tsapanao my angay a kris e!
Fa mafy ahy ny hisaraka aminao a!a!a!a
Ny hisaraka aminao a!a!a!ao
Ny hisaraka aminao e
[Bridge]
(Instrumental echo)
[Chorus]
Kris a tonio my angay ny fo
Aza ataonao tafahoatra loatra
Eny tsapanao my angay a kris e!
Fa mafy ahy ny hisaraka aminao
[Outro]
Ny hisaraka aminao e