[verse 1]
Tanatin'ny alina aho nanazava ahy ianao
Tao andavaka aho napakarinao
Nanao izay ratsy aho fa teo foana ianao
Saika resy aho fa natsanganao
[refrain]
Manoatra ny mpandresy aho fa tonga zanakao
Izaho lay maditranao tsy narianao fa lasa sakaizanao
[Verse 2]
Ireo namako akaiky ahy taloha
Lasa nandao ahy fa zaho niova fo
Ny adalana rehetra izay vitako
Ho soloiko hira ho anao ray tsy toa