[Verse 1]
Maru toku ireu tafara-dia
Tandjuna iray lanitr ery eh
Tsy vitsy anefa ireu nandjary niankavii
Kivy sy ketraka ka nisampan-diia
[Chorus]
Fihinu an-tananau mba tsy hiala zau
Arovy tantanu hiezaka hatrany e
Fa na dia vitsy aza ireu izay nufidianau
Ny anaraku, Djesosy o, aza arina
[Verse 2]
Vavaka iray nu hitalahoaku
Aruvy au, Jesosy ô! Mbula hanumpu
Tsy u efaku irery anie ity lalana ity
Fa mila anau fuana zau hitantana ny dia
[Chorus]
Fihinu an-tananau mba tsy hiala zau
Arovy tantanu hiezaka hatrany e
Fa na dia vitsy aza ireu izay nufidianau
Ny anaraku, Djesosy o, aza arina
[Chorus]
Fihinu an-tananau mba tsy hiala zau
Arovy tantanu hiezaka hatrany e
Fa na dia vitsy aza ireu izay nufidianau
Ny anaraku, Djesosy o, aza arina