[Verse 1]
Tsy hilavu lefon izau na hu resy tsy miady
Izau manana Anau mpanulu-tsaina mahay
Ka izay hu Lazainau raampitsu de ekeku saady
Izahu manaiky Anau mandjakizay
[Chorus]
Fa raha izau, manana Anau au
Azu itukiana tsutch izau
Tumpu o! tsy mba hu kiv au
Na ho resy tsy miady fa manana Anau
[Verse 2]
Tumpu ô! raha ny avuak ny aniu zava-miafina tsy aiku
Su fa manana Anau mpanulu-tsaina mahay
Raha misy ny zava-maurr mety handjeraka ny aiku
Izau matoky Anau mpiady mahay
[Chorus]
Fa raha izau, manana Anau au
Azu itukian tsutch izau
Tumpu o! tsy mba hu kiv au
Na ho resy tsy miady fa manana Anau
[Chorus]
Fa raha izau, manana Anau au
Azu itukian tsutch izau
Tumpu o! tsy mba hu kiv au
Na ho resy tsy miady fa manana Anau