[Intro]
Inty aho vonona, hiasa ho anao Adonai
Inty aho hanatanteraka ny hirakao Yahouh
Inty aho vonona hanambara n'y fahamarinana Yahoushou
[Verse 1]
Inty aho, tendreo n'y vavako, fa hilaza n'y fahamarinanao
Inty aho midera anao eny tontoloeny Adonai o,inty aho mitory n'y anaranao amin'ireo tsy mahalala,inty aho hijoro vavalombelona noho Oreo asanao .Inty aho hifaly fa tsara lotra ianaoRéf:Ray o,tsy aminkery na Amin'ny tanjaka ,fanahy o tsy Amin'ny fahalalako na amin'ny fahaizako fa amin'ny fanahinao