Refa nandinika aho de aleo ijanona ny amin'ny tsika satria Léo fijaliana aho eh eh Léo fahoriana kou opa teny ratsy latsa latsa marary no asatrinao ahy fahoriana fijaliana niezaka niaritra ihany aho ah ah fa indrisy fa tsy foasakako intsony n'y foko ankahala anao tanteraka vonona aho n'y anadino anaho ah ah ah tsy te hoantso intsony hoe malala fa efa nakahala feno n'y kapohala tsy misy azao atao intsony a a a a h n'y sisa tsy averina fa loza ho ahy n'y nalalako anao