[Intro]
Aaaaizzzeeeeee !
Andao analazy rariv eeee. Miaraka am khamy ôoohh
[Verse 1]
Ny boss sy ny travy efa vita, tsy miasa ratsy am lundi
Zah mila Doudousy malefaka, sy tsiky mamirana
Any am-vakinaity tsika anala, ampisaoy le fahaizana mandy
Mitsinjaka dancehall, fa tsisy matory eo
[Pre-Chorus]
Tsisy matory eo ôh , fa miaraka jusqu'à lôb
Ze mitady atory eo tonga de koritanou ôhh
[Chorus]
Samy mibitaka, milay kou ny gadona
Tsy misy sakana, de afaka mandindy
Mitohy hatrany, amin-kafaliana
Miaraka isika, handeha mandra maraina
[Verse 2]
Kely ny feo, fa lehibe ny fandehany
Doudousy rehetra manao manao ambanimbany
Mizotra eny amin'ny arabe, miaraka ny gadona
Manenina ze tsy tonga eoo, fa tonga de andao ôh
[Pre-Chorus]
Tsisy matory eo ôh , fa miaraka jusqu'à lôb
Ze mitady atory eo tonga de koritanou ôhh
[Chorus]
Samy mibitaka, milay ny gadona
Tsy misy sakana, ny fitiavana no miainga
Mitohy hatrany, amin-kafaliana
Miaraka isika, handeha mandrakizay
[Bridge]
Ny foko midokoka, lakile any amin'ny fitiavana
Doudousy le sipa, sad mila mavivana ambanimbany
[Chorus]
Samy mibitaka, milay ny gadonaTsy misy sakana, ny fitiavana doudousy
Mitohy hatrany, amin-kafaliana
Miaraka isika, handeha mandrakizay
[Outro]
Makafoka dem de sami manenina , aveo mivoady ts anala tsony