[Intro]
La la la la
La la la la
[Verse 1]
Raha vao maraina
Ny saina mifoha
Mifantoka ato an-dohako
Ny tena adin-piainana
Tapin-dalan-kaleha
Ity izaho efa trotraka
Ianao ihany re
No tena nisompatra
[Chorus]
Any izao ianao
Lasan'iny olon'iny
Ireto zanatsika dimy
[Verse 2]
Izany ve moa
Ny zanatsika roa
Dia nilaozanao amin'izao
[Chorus]
Any izao ianao
Lasan'iny olon'iny
Ireto zanatsika dimy
[Outro]
La la la la
La la la la