Mba ôka zay lesy ah, ny fanimbana sipa tsy ampy taona de potena
Mba ôka zay mo eh, simbainlah le sipa refa vita ny anlah
De potehina, aza apijalina
Ianareo bandy voay vao vita ze atao de mitady hafa ndray
Aza apitomanina, nikôty anazy ela tsy taitra refa zaka apijalina
De msolo afa ndray
[Chorus]
Tsy zakanliiiiiisany ny ranomasony
Mlatsaka noho elaaaa potika ny hoaviny
Alahelo alahelo, fa ny bavinliiiiiiisany ny atao ôtran zany
Hi yezitra angamb aelisany mety hoe amalifaty
Potika ny fiiiainany, simbainlah ny fiainany
Nalainlah le fiainany
[Verse 2]
Yeah yeah, mety mbola kely izy nefa tena tia anlah
Fitiavany efa nafony efa azonlah, fitiavany iny natory nefa nifoazinlah
Taitra le fitiaviny napatorinlah, ra malahelo izy tsy hiteny fa koboni mangina
Ra mitomany izy asitriny malahelo mangina
Nosoratako ty rap ty hoanizay efa zatra manimba fitiavan olona
Mbaôka zay de ajanon
[Bridge]
Raha teo ny andro, ny foko milomorom
Nantsoiko fa handeha hisoratra ny teny fahendrena
[Outro]
Raha mbola eo anila, mitohy ny teny milamina
Zaiva production, zarao ny fitiavana fa tsy ny fahasahirana