Aza mora kivy ry tanora.....
Manaradia an'i jessoua tsy mora...
Fa misy sankasankana maro..
Tsy lavitara an'izay ny fahavalo oo...
[Refrain]
(Jeso) Jeso Ô
(Arovy) Arovy anie aho
(Mba) Tsy hovery eee..
(Hanaradia anao aho)
(Jeso ) Jeso ô
(Tantano ) Tantano anie aho
(Mba ) Tsy hokivy eee!
(Eny andalana anie aho )
(Jeso) Jeso ô
(Ilovy) Ilovy anie aho
(Mba) Mba hazava ee
(Hanaradia anao aho)
[Andalana 2]
Raha sedra olana saro-bahana.
Ilaviro lavitsy satàna.
Tandremo fa misy koa fitsapana.
Ka magnararaotsy ny heriny maizina.
[Andalana 3]
Raha misy sedra maro mandalo.
Ka atao sankana hoanao hoe hijano.
Mamonjea lala mahity mazava.
Jessoua zokintsika hitaridala aa.
[Andalana 4]
Raha misy eritseritra tahitana.
Tandremo fa izay i satàna.
Tsy teany iha hosoasoa.
Ilany haloto ho bé havoa.