[verse 1]
Ho anao ity hira ity ilay tiako,eto ampihirana aho
Amin'izao alina mangina izao no nihirako ho anao
Fitiavana no anton'izao de ianao ianao ihany
Tsy iza fa i Zinàh,Zinàh malalako
[Refrain]
Hanaraka anao aho na aiza misy anao
Raha azo atao andeha ho any ankiliaboo isika
Ho hitan'ny mamanao sy rainao
Hanaporofoako ny fitiavako anao
[Verse2]
Isakiny miteny aho dia ataonao mikizaka anao
Nefa ny marina ambarako anao fa ianao zina
Vehivavy tsara bika tsara tarehy
Meva mamany zanako ianao zinàh,zinàh
[Refrain 2]
Koa raiso ny hafatra anatiny hira ity Zinà
Fa mifono fitiavana lalipaka ho anao
Aza avelanao aho ,tsy iza fa ilay fantatsao
Velouma ,velouma manjapihaonana je t'aime