[Verse 1]
Indjaindjay za faly, mieritsheritsha izay vitako
Sy izay ho azoko atao,
Tampoka eo nefa, mitebiteby sy mikorontatsaina
Noho izay iainako, sy olana tsy tena hay lazaina
Pre-Chorus:
Misy fotoana indjay, malahelo mahatsiaro
Ny namana sy izay natao tsy vita,
Miovaova eny, ilay fihetsempo toa mifangaro
Sarotsha tovozina, fa rano lalina ao anaty
[Instrumental]
[Chorus]
Ny fihetsempoko, miova eny ho eny
Faly, mitebiteby, malahelo, mitambatsha eo ireny.
Te hiresaka, te amboraka, fa toa sarotshaa hazavaina
Ao anatiko ao izany, ka sarotra zaraina
[Instrumental]
[Verse 2]
Ny tsiky, no mitondja hafaliana
Kanefa tsy lavitsha, misy alahelo hiadina
Ny fiainana dia miova, mandalo toy ny aloka
Mampianatsha fa tsy ny zavadjehetsha no tena azo antoka.
[Chorus]
Ny fihetsempoko, miova eny ho eny
Faly, mitebiteby, malahelo, mitambatsha eo ireny.
Te hiresaka, te amboraka, fa toa sarotsha hazavaina
Ao anatiko ao izany, ka sarotsha zaraina
[Bridge]
mbola mitshaka, mijoro tsy mionona
Na dia ao ny fihetseham-po , miova tsy an-kijanona
Ho avy ny andjo, izay nofinofy no ho tanteraka
Ka ny fihetsempoko, ho lasa heriko tsy handjeraka
[Chorus]
Ny fihetsempoko, miova eny ho eny
Faly, mitebiteby, malahelo, mitambatsha eo ireny.
Te hiresaka, te amboraka, fa toa sarotsha hazavaina
Ao anatiko ao izany, ka sarotsha zaraina
...
...
...
Oh, oh, oh....
[Chorus]
Ny fihetsempoko, miova eny ho eny
Faly, mitebiteby, malahelo, mitambatsha eo ireny.
Te hiresaka, te amboraka, fa toa sarotsha hazavaina
Ao anatiko ao izany, ka sarotsha zaraina
...
...
...