Refrain :
Zah tia ,tia ,tiah , tiah zah aminao oh oh

Couplé :
Zah vognony tsy ampijaly anao ,sady tsy ampirafy anao
Ditry jiaby regny fa tsy ataoko
Refrain :
Zah tia ,tia ,tiah , tiah zah aminao oh oh
Zah tia ,tia ,tiah , tiah zah aminao oh oh
Couplé :
Tokatsano tsika aza ambela ravana
Mahafaly anao vadikou mahita tokatsano tsika ravana
Mandifera izy koa mety atao, fa zah mankatia fa tsy andia andia anao