Efa fantako oe ts maintsy ho sarotra n'y dia
Lalan danitra manko izy ty mety ampikodia
Indraindray enao mety aratra,
Mety ho voasopatra na voalatsa
F n'y atao ao antsaina fotsiny oe n'y tanjona tsy maintsy tratra✊♥️✨
Jesosy kou tsy amela irery
Izy antsoina reef matsapa tena very
Tsarovy fotsiny réo lalana vita
De fantaro f efa Kely sisa
Rah Mbola eto antany de Zao no tsarovy
Izy ilay Ray ts MBA mahafoy
Ny lalany de tena sarotra ary miamafy
F enao ilay mpandresy na Iza isopatra na iza igafy
Ary Jesosy ts Mbola namela antsika irery
Na ratsy ary tsika de ts tiany ho very
Izy eo fona ary mbola eo fona
Na mety ho ririnina na loataona
De izao iany kou no ataovy ao antsainao
Oe Jesosy ilay super héros anao