Brr
Anio alina efa hifarana
Ianao, tsy mitafy eo am-pandriako
Nanonofy anao za omaly alina
Dia mbola naniry bebe kokoa (Uah)
Baby, vonoy ilay finday fa tiako hankafy anao
Aza mamaly olona hafa (Yeh)
Ary ilay akanjo anaovanao dia tena mety aminao
Fa izao no fotoana hanalana azy (Ey)
Anio alina dia antsika roa
Maty ny jiro fa ianao mamirapiratra
Ny fahatsapana ao anatiko milaza hoe tohizo
Hataoko hatramin’ny farany (ey)
(Ref)
Anio alina dia antsika roa
Maty ny jiro fa ianao mamirapiratra
Ny fahatsapana ao anatiko milaza hoe tohizo
Hataoko hatramin’ny farany (Uah)
Tena manintona be ianao ka na i olo aza mety haniry anao
Rehefa tonga ianao dia mialona anao ny hafa
Ilay sipanao milaza fa izy no tena izy, fa mandainga izy
Fa ny tena izy dia fantatra tsara (yah)
Satria ilay lehilahy miaraka aminao dia saro-piaro
Ary tena manintona ny vatanao
Baby, anio alina antsika roa
Ary tena manintona ahy ianao (ey)
Mba avelao izahay ho voavela
Fa nahita anao za dia voasarika avy hatrany
Aza ampitahaina amin’olona hafa za
Satria tsy mifaninana za (Brr)
Tiako fotsiny ny hiaraka aminao
Hifandray akaiky aminao
Hilaza teny akaiky anao
Na dia an’ny hafa aza ny fonao
Fa amin’izao fotoana izao ianao miaraka amiko
(Ref miverina)
Anio alina dia antsika roa
Maty ny jiro fa ianao mamirapiratra
Ny fahatsapana milaza hoe tohizo
Hataoko hatramin’ny farany
Ny vatanao tena mahafinaritra
Rehefa nikasika anao aho dia tsapako
Tsy voatery ho miaraka mandrakizay
Avelao ny alina hanapaka
Satria samy ao anaty fihetseham-po isika
Ary efa tsapako izany aminao
Ilay sipanao dia tsy tena izy
Fa izaho kosa miaina tsara
Ianao no Lady Gaga-ko, izaho no Bradley Cooper-nao
Fantatro fa maniry ahy ianao
Raha tianao dia afaka manome zavatra tsara anao za
Nividy akanjo manokana ho anao za
Mba hitafy azy miaraka amin’ny kiraro tsara
Hitako ianao manoratra fa tsy mandefa
Alefaso ny toerana misy anao dia ho avy za
(Ref miverina indray)
Anio alina dia antsika roa
Maty ny jiro fa ianao mamirapiratra
Ny fahatsapana milaza hoe