Efa ela aho no niady e
Nihodinkodina nitady eh
Fa ahoana moa no tsy ho faly aho
Androany aho nahita faka vady
Mba iza moa no nanampo
Hoe tena mba hidoboka ny foko e
Hiova am'izay aho
Adinoko ny tany aoriana eh
Angamba kosa e
Androany aho tsy maintsy handroso e
Fa tsy hihemotra lava
Na dia voa aza indraindray
ny saiko sy ny foko e
Efa nifanaraka eh
Fa tsy ho hamelanay
Tsy ho hamelanay intsony eh
Tafiditra an-dapa ny mpanjaka vavy e
Tonga soa an-dapa antsika ny tanana e
Tafiditra an-dapa ny mpanjaka vavy e
Tonga soa an-dapa anazy ny tanana eh
Nisy fotoana aho nivoady hoe
Za tsy mbola hanambady e
Satria ohatry ny tsy nisy anjara
Fa tsy hoe nanala azy e
Tonga soa ianao madamako o
Efa ela no nandrasako e
Tonga dia hampiakariko e
Fa tsy ho andramako e
Angamba kosa e
Aleo amin'izay ho aroso e
Fa tsy hihemotra lava
Na dia voa aza indraindray
Ny saiko sy ny foko eh
Efa nifanaraka eh
Fa tsy ho hamelanay
Tsy ho hamelanay intsony eh
Tafiditra an-dapa ny mpanjaka vavy e
Tonga soa an-dapa antsika ny tanana e
Tafiditra an-dapa ny mpanjaka vavy e
Tonga soa an-dapa anazy ny tanana eh
Ka hoentiko oh
Entiko any amin'i papa sy mamanay eh
Sasa-miandry izy e
Sasa-miandry ny any aminay e
Ka tsy ho amelako ianao oh
Tsy ho hamelako marina mafy e
Faly aho fa nahazo oh
Nahazo an'ilay nilaiko oh oh oh
Tafiditra an-dapa ny mpanjaka vavy e
Tonga soa an-dapa antsika ny tanana e
Tafiditra an-dapa ny mpanjaka vavy e
Tonga soa an-dapa anazy ny tanana eh
Tafiditra an-dapa ny mpanjaka vavy e
Tonga soa an-dapa antsika ny tanana e
Tafiditra an-dapa ny mpanjaka vavy e
Tonga soa an-dapa anazy ny tanana eh