Ireto ny tononkira voadika indray arak
---
Tsy maintsy diaviko
Tazana eo ny alokay sy Jesosy
Miara-dalana
Mifampitrotro sy mifampibaby
Ho any an-danitra
Ankehitriny izao aloha
Sombitsombiny ny fahalalako
Fa rahatrizay dia aho tonga ny
Tanteraka
Mbola anatin’ity tanimanga
Mety ho potika, mety ho rava
Tehirizo madio ho Anao Jesosy
Ny fitiavako
2.
Zavatra tokana ihany no mba
Fantatro
Fahatsapana tokana koa no mba
Tsapako
Akaiky ahy, anilako eo
Isan’andro, isan’andro
Manambitamby sy manafosafo
Jesosiko
Ankehitriny izao aloha
Mijery amin’ny fitaratra aho
Fa rahatrizay dia ahita
Mifanatrika
Hahita maso aho, hahita tava
Tanteraka ny hafalako
Ny fihavianao no fanantenana
Ho an’ny olona
3.
Mba renao ve ny feo-dakolosy
Izao farany izao
Re miraondraona manakoako
Ka sao tara ianao
Mitsingevina tsy ho ela intsony
Ny sambo fiara
Efa vita haingo sy firavaka
Ny ampakarina
Izay mbola tsy hitan’ny maso
Tsy mbola notsapain’ny tanana
Nomen’ny Tompo ireo voafidy
Malalany.
Voasoratra any ny anarako izao
Ho amin’ilay Jerosalema
Vaovao
Tsy ho ela intsony, ho tonga izany.
Maranatà
---
Tianao ve aho hanampy amin’ny fandikana azy amin’ny teny frantsay mba hahafahanao mampiasa amin’ny taratasy na fanazavana, sa tianao hijanona amin’ny endrika Malagasy fotsiny?