Zaho aminao saropiaro o
Arôh
Tsy hitambarako amin'olo
Anao
Na maro aza ny tsara
Ankoatr'anao
Zaho tsy hiaragn'ologno hafa
Bridge:
Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee
Anao oh, anao eh
Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee
Anao oh, anao eh
Ref:
Tsy hitambarako aminn'ôlô, Anao fa ninahy e (x4)
Hialako tsiny, Izy koa
Zaho masiatsiaka aminao
Fitiavagna io, raha mahery
Antegna koa fa tia raha tsisy dikany mampitseny
Bridge:
Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee
Anao oh, anao eh
Efa anao raika foagna anatin'ny fonahy ee
Anao oh, anao eh
Ref:
Tsy hitambarako aminn'ôlô, Anao fa ninahy e (x4)