Tsy afaka ato antsiako Tompo ô,
n'y soa nataonao ahy
ka tsarovako mandraakizay,
ninoninonamitranga eo amin ny fiainako
dia ato ampoko ilay fitiavanao
×2
Jeso. ô,mila anao aho,
Jeso ô,mamiko ianao
,jeso ô ankiniko aminao ,
ny andrompiainako rehetra ety iiiii, ye ye ye