Efaa!! Ahinao !...
La musique tiako ô..
Efaa !ahinaoo ... izy ty aneé tsy ariako ô
Fa nindesiko juska à aminy farany eee!
Ty ange tsy ho tapitra ee!
Manonga vintaNa a!
Zandry kely....zandry Kely
Kara kintagna aa!
Eh! Eh! Eh
Manonga vintaNa a!
Zandry kely....zandry Kely
Ty tsisy androny mitongilana a!
Natoko taminy fo....izy ty e!!
Nata anao mahita zao
Tsy mitokiky e!....
Fa zao mandea mora mora ah!
Zao tsy maintsy tonga amin'ny farany tompony e!.....
Hira hira ty... tsy ambelako ô
Satria izy ty tiako ô....nata anao tsy tia aa
Manonga vintaNa a!
Zandry kely....zandry Kely
Kara kintagna aa!
Eh! Eh! Eh
Manonga vintaNa a!
Zandry kely....zandry Kely
Ty tsisy androny mitongilana a!
Fa lasa mora2 aaaa!!!
Lakana ko lasa a! Fa tsy mijanona
Tonga de lasa mora mora a...!!
Anao tsy tia zay e....anao fa fôka fôka aa
Ty tsy maintsy miboka aa
Vola milatsaka a ...kara ôrana a
Fienana mazava a!! Kara diavôlana
......kintagna ambony!!! Mamiratra ah!!
Nitanao zah!! Tamin'ny ghettô ô...
Le lazainw hoee.....barbô!!
Isaka Isanandro zaoo mandatsaka philô !!
Ke karakory basy eee
Manonga vintaNa a!
Zandry kely....zandry Kely
Kara kintagna aa!
Eh! Eh! Eh
Manonga vintaNa a!
Zandry kely....zandry Kely
Ty tsisy androny mitongilana a!