[Intro]
[Verse 1]
Faly misaotra anao zay ahy Rainahy
Fa lihibe ny fitiavanao anay
Ka asandratray ny feo nay
Ny tananay
Ny hiranay
Ho fankalazainay ho anao
Ka ho anao ny voninahitra
Mandrakizay Amen
Amen
Amen
[Pre-Chorus]
Raiso ny deea atolotray ho anao
Fa satana de tsy manam-pahefana
Eo anatrehanao ary izahay dia mankalaza anao
Fa isatana dia osena
[Chorus]
Osena, osena, osena
Itsao amizay
Any ambany falady
Osena, osena, osena
Ny voninahitra de ho anao ry Andriamanitray
[Verse 2]
Voatampina am-bavaka sy fiderana isika
Mitondra ny fo madio eo anatrehanao
Mitodika aminao foana amin’ny alalanao
Ho an’ny voninahitrao mandrakizay
Amen
[Bridge]
Na inona na inona mamindra
Ny olana dia tsy hanakana ny fitiavana
Mbola midera hatrany izahay
Ho tananao ny voninahitrao
[Chorus]
Osena, osena, osena
Itsao amizay
Any ambany falady
Osena, osena, osena
Ny voninahitra de ho anao ry Andriamanitray
[Outro]
Amen, Amen, Amen
Raiso ny voninahitra ho anao mandrakizay
Amen