Fenu alahelo ny fouko,ny saiku lasalasa tsy Hay hoe hoaiza f'izaho mitouloukou,izay rehetcha atao otchan tsy mety tonga amin'ilay nouherkou nouertcheretikoo tsy mety tonga amin'ilay noufinoufy Kely MBA nandjandjaikou ehhhh
Chorus
tomorrow koa day
Rampitso io tsy maintsy milay bé
Rampitso io hatao minatsssssssss
Tomorrow koa day ,rampitso io hataoko milay bé
Rampitso io hatao minanssssssssss
Rampitso ah mananjana injay
Verse
Lavolavo foana Ah Gina tou n'y môna refa atao dahôl Zay toukon atao satchii enao te ho tafita ah fa izay lesoka ataonao ihany eh nou hany MBA misy mahita ,Ena ohatchany hoe mbola lavitch n'y taanjona hiriana
tomorrow koa day
Rampitso io tsy maintsy milay bé
Rampitso io hatao minatsssssssss
Tomorrow koa day ,rampitso io hataoko milay bé
Rampitso io hatao minanssssssssss
Rampitso ah mananjana injay......
Outro
Big up hoan'i Aayam