Oh yeah…
Anuel (UAH ...uah)
aaaan ehhhh aaaah
Couplet 1
Mahereza milaza raha disaka ianao (UAH)
Aza afenina izay ao anatinao(UAH)
Raha tsy hiady ho antsika ianao
Dia mety very izay fisianao
Ny foko mbola mitempo ato (ah)
Toy ny hira miverimberina ato
Tena izy ny love nomeko anao
Fa diso foana zaho rehefa mavozo handao ianao
Pre-Chorus
Raha handeha ianao aza hadino
Fa ny foko mbola anjaranao ka tsy hanadino
Na lavitra aza ianao akany
Ny anaranao mbola velona ato ampoko hiany
🌴 Refrain (Afro Love Groove)
Baby aza avela ho very zaho
Ny foko manaraka anao hatrany izao
Love tsy mety levona eh
Na dia lasa aza ianao baby eh
Mimpodiana eto indray
Fa ianao iray no tiako hatrizay
Aza sarahina isika roa
Fa ianao no hafanako sy soa
Couplet 2
Rehefa mangina ny alina lava
Ny fahatsiarovana anao no mitranga
Ny dianao mbola tsapako eto
Toy ny rivotra mandalo moramora eto
Fantako hiverina ianao indray andro
Fa ny tena tia tsy manadino anao
Raha tanteraka indray zaho sy ianao
Tena marina fa Anjarako ianao
Pre-Chorus
Na mody matanjaka aza zaho
Ny foko mbola mitady ianao
Aza avela ho tantara fotsiny nintsika
fa zaha sy ianao tsy tokony ho fampi sipa
🌴 Refrain (Afro Love Groove)
Baby aza avela ho very zaho
Ny foko manaraka anao hatrany izao
Love tsy mety levona eh
Na dia lasa aza ianao baby eh
Mimpodiana eto indray
Fa ianao iray no tiako hatrizay
Aza sarahina isika roa
Fa ianao no hafanako sy soa
Bridge (Afro emotional part)
Oh baby…
Mamindrà fo aminaka na kely
Fa ny fitiavako tsy mba kilalao ireny
Na mandao aza ianao izao
Ny fanahiko mbola anao…
Final Refrain (Energy)
Baby aza avela ho very zaho
Ny foko manaraka anao hatrany izao
Love tsy mety levona eh
Na dia lasa aza ianao baby eh
Mimpodiana eto indray
Fa ianao iray no tiako hatrizay
Aza sarahina isika roa
Fa ianao no hafanako sy soa (eeeeh, Yeah).
Anuel Dy
Anuel Anuel Dy
Brrrr Anuel