Izay rehetra magnaradia an'i Jehovah
Tsy mijaly e! Fa hanagne fiaignana e!
Ny fahasoavany dia miasa aminay isan'andro
Da michaotse ry Zagnahary
I Jeso io chara , io ry longo
Nanavotse antsika , namonjy antsika
Izy hiantehero , chy mamitaky
Izy hamonjy anao raha mino anao
Fantaro chara gne lala tokony homba
Chao very e ! Agny amin'ny helo
Ilay Jeso da miandry anao hiova fou
Mivavaha e! Amigny Ray e!
I Jeso io chara , io ry longo
Nanavotse antsika , namonjy antsika
Izy hiantehero , chy mamitaky
Izy hamonjy anao raha mino anao
I Jeso io chara , io ry longo
Nanavotse antsika , namonjy antsika
Izy hiantehero , chy mamitaky
Izy hamonjy anao raha mino anao