Lehibe ny famindramponao adonai o
Mpanota tsy mendrika n'y anonona
Ny anaranao fa mpanonta tsy mendrika eo imasonao
Amindrao fo Ray o
Amindrao fo ray o manomboka anio
Aho hanaraka ny teninao
Amindrao fo Ray o
Amindrao fo Ray o
Manomboka anio aho
Hitandrina n'y didinao
Inty aho raiko o
Ka sasao fa n'y teninao nilaza hoe
Tsy Tonga iantso n'y marina fa n'y mpanota MBA hibebaka
Inty aho raiko o ka sasao fa n'y teninao nilaza hoe tsy Tonga iantso ny Marina
Fa n'y mpanota MBA hibebaka
Amindrao Fo Ray o
Amindrao fo ray o
Manomboka anio hitandrina n'y didinao
Amindrao fo Ray o
Amindrao fo ray o
Manomboka anio aho hanaraka ny teninao