Rehefe mody masoadro iny
Lasa manebona anao
Rehefa mody masoandro iny
satry fona tsy isaraka eo anilanao
Fany ora sy fotoana ny adro hariva no ny elanelana mampisaraka an'tsika sy enao
Fa rahazoko no maka n'ny volana
De nataoko zany ho anao
Otrany oe ela be le ray minitra ts eo anilanao
De mihomehy irery reef matsiaro reo blaguenao
F ts manin zany e vitako io na ts eo aza enao
Ka zany no tsy anakinako fo be aminao
De mba aza tezitra amiko rah ts mirarahanao aho ndrayndray
F matahotra mako ny ho voharatra ndray
Efa niaina ratram-po ka manamafy tena
Satria manko taloha ny tsy rariny no nekena