[Verse 1]
Jesosy ô, Ianao ko heriko
manasitrana ny feriko
Mampijoro, Mampitraka
Raha misedra ady sarotra
Mitondra Hafaliana
Ao anaty fahoriana
Mamindrafo maharitra
mamelona finaritra
ny fiadanana omeny
tsy lany hombeny hombeny
Mizara fahasambarana
Ho an\'ny olona tsy manana
[Chorus]
Andramo ka zahao
fa fiainana ho anao
raiso sy hazony
hahatonga anao ao ambony
[Verse 2]
Andramo ka zahao
fa fiainana ho anao
raiso sy hazony
hahatonga anao ao ambony
ka tohano ny finoana
herezo izato dia
fa ny Tompotsika anie
Hampahita Fitia
[Chorus]
Andramo ka zahao
fa fiainana ho anao
raiso sy hazony
hahatonga anao ao ambony