Manontany tena aho
Hoe aiza ianao
Izaho tena tia anao
Ilay fitiavako anao io ,tsy ho lany mamy.
Fa mitohy foana hatrany am-parany any.
Enga anie Ka ho tsapanao izany.
Vetsoventso mpoko izany
Toa lasa domelina aminao izaho
Lasa tsy mazaka tsy mahita anao
Any ianao ka mba raiso ny fitiavako akia
Fa tena malahelo mafy an'ndry aho..