By JS JONAS
Tohizo hirery fah zah tsy hoany
vitako nenah fah miala tany
tsara veh tsy blem kou zany
Nah hikozy ary enw
Efa aiko zany fatako tsara
Nah lazaina fona fah ma lasa adala
Tsy enw le mifoka fah hoka azava
Tsy vola nao le mivoka lava
Tohizo hirery fah zah tsy hoany
vitako nenah fah miala tany
tsara veh tsy blem kou zany
Good life efa top mareko ny top (hye)
Nena tss korotana
Zay efa zatra zay mazaka ze eo de fuck