Fantatrareo tokoa ny anjarako
Dia i Pasteur Ambintso
Tsinotsinona tokoa aho
Fa fitaovan'ny Tompo
Pasteur Ambintso oooo
Fitaovan'ny Tompo
Pasteur Ambintso oooo
Fitaovan'ny Tompo
Ilay fitiavan'Andriamanitraa
Tsy mitsahatra isan'andro
Fitiavana mahatoky
Ho antsika ry zandry sy zoky
Pasteur Ambintso oooo
Hanao ny Asan'ny Tompo
Pasteur Ambintso oooo
Nofidiana mba hanompoooo
Pasteur Ambintso
Ooooooo
Pasteur Ambintso
Oooooooo
Pasteur Ambinintsooooo