Hora hora amatarako ny lalana
hora hanombohako ny hoaviko
hora atsapako ny tena fihainana
hora hora hatombohako ny tantara
Tohizana fona ny life sah tsy Lalovana nede Difficile
hora no mande no ny taona
Miodina ny ny tany nefa tsy boribory tsony
fahazona anazy sarotra fah ny marina marina fona
taona mitombo fah ela zao fona
Horloge miodina fah ny vola midina
Taminy mbola kely mitady goute zao mitady money
Hora hora amatarako ny lalana
hora hanombohako ny hoaviko
hora atsapako ny tena fihainana
hora Anombohako ny tantarako
Rah anotany sy hikozy ary efa aiko ny tohiny
Fatako tsara na tsy lazaina ny tohiny
rah hoavy ny farany de mbola vola hiany ve
Fatanao veh sa tsy ny tohiny
Sarotra nah mora vita fona rehefa mi sacre